TÉLÉCHARGER BAIBOLY SY FIHIRANA PROTESTANTA 2017 GRATUITEMENT
Ny Tompo anie homba anao hatrany amin’izay kasainao atao rehetra! Izaho dia efa niezaka nanao téléchargement tamin’ny téléphone-ko blackberry dia nahazo tokoa saingy tsy mety misokatra ilay smartbaiboly fa izao no soratra miseho eo hoe: Miarahaba tompoko, efa nahazo teo aloha ary afa-po fa nohanin’ny virus ilay izy, dia mba maniry ny hahazo indray nefa…